Hiakatra ho Pro

Momba Bararata

Ny Bararata dia tranokalan-tserasera iray natao ho an’ny Malagasy eto Madagasikara sy ireo Malagasy manerana izao tontolo izao, niforona ny taona 2018.
Ny mpandrindra dia tsy mitonona anarana fa azonao kosa ny mifandray mivantana aminay eto: https://www.bararata.com/contacts
Ny Pejy ofisialy tokana Bararata dia hitanao eto: https://www.bararata.com/pages/bararata

Ny Bararata dia manana tanjona ny hanatsara sy hampivelatra ny fahalalan’ny tsirairay, hanampy ny hafa, ary tsy mitanila ho an’ny rehetra, indrindra ny hanome lanja ny soatoavina maha-Malagasy.